Ohabolana 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny fireharehana mialoha ny fahalavoana,+ ary ny fieboeboana mialoha ny fianjerana.+ Lioka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+ Romanina 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka ny fomba fihevitrareo ny hafa hitovy amin’ny fomba fihevitrareo ny tenanareo.+ Aza manambony tena+ fa mikatsaha zavatra tsotra.+ Aoka ianareo tsy hihevi-tena ho hendry.+
16 Aoka ny fomba fihevitrareo ny hafa hitovy amin’ny fomba fihevitrareo ny tenanareo.+ Aza manambony tena+ fa mikatsaha zavatra tsotra.+ Aoka ianareo tsy hihevi-tena ho hendry.+