FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 dia nomen’i Solomona Mpanjaka tanàna roapolo tany Galilia+ i Hirama+ mpanjakan’i Tyro. Izy mantsy no nanampy an’i Solomona+ ka nanome azy hazo sedera sy hazo zenevrie ary volamena betsaka araka izay tiany.+

  • 1 Mpanjaka 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nomen’ilay mpanjakavavy+ talenta volamena roapolo amby zato+ ny mpanjaka, ary koa menaka balsama+ tena be dia be sy vatosoa. Be dia be tokoa ny menaka balsama nomen’ny mpanjakavavin’i Sheba an’i Solomona Mpanjaka, ka tsy nisy menaka be dia be toy izany intsony tonga tany.

  • 1 Mpanjaka 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Volamena daholo ny kaopin’i Solomona Mpanjaka. Volamena tsy misy fangarony+ ny fitaovana rehetra tao amin’ny Trano Alan’i Libanona.+ Tsy nisy mihitsy zavatra vita tamin’ny volafotsy, satria noheverina ho tsinontsinona ny volafotsy tamin’ny andron’i Solomona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara