1 Mpanjaka 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia hotanterahiko tokoa izany teninao izany.+ Koa homeko fo hendry sy mahiratra ianao,+ ka tsy hisy tahaka anao na ny tany alohanao na ny any aorianao.+ 1 Mpanjaka 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa nanan-karena+ sy hendry noho ny mpanjaka rehetra teto an-tany i Solomona+ Mpanjaka. 2 Tantara 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nanan-karena+ sy hendry+ noho ny mpanjaka rehetra teto an-tany i Solomona Mpanjaka. Salamo 72:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hisy olom-peheziny hatrany amin’ny ranomasina ka hatrany amin’ny ranomasina,+Ary hatrany amin’ny Renirano+ ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+
12 dia hotanterahiko tokoa izany teninao izany.+ Koa homeko fo hendry sy mahiratra ianao,+ ka tsy hisy tahaka anao na ny tany alohanao na ny any aorianao.+
8 Hisy olom-peheziny hatrany amin’ny ranomasina ka hatrany amin’ny ranomasina,+Ary hatrany amin’ny Renirano+ ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+