Josoa 10:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tamin’izay i Horama mpanjakan’i Gazera+ no niakatra hanampy an’i Lakisy. Koa nasian’i Josoa izy sy ny olony, ka tsy nisy niangana na iray aza.+ Mpitsara 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tsy nandroaka an’ireo Kananita nonina tao Gazera koa ny fokon’i Efraima, ka mbola niara-nonina taminy tao Gazera ireny.+
33 Tamin’izay i Horama mpanjakan’i Gazera+ no niakatra hanampy an’i Lakisy. Koa nasian’i Josoa izy sy ny olony, ka tsy nisy niangana na iray aza.+
29 Tsy nandroaka an’ireo Kananita nonina tao Gazera koa ny fokon’i Efraima, ka mbola niara-nonina taminy tao Gazera ireny.+