Josoa 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia nidina niankandrefana nankany amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita ka nitohy hatrany amin’ny sisin’i Beti-horona Ambany+ sy Gazera,+ ary nifarana tany amin’ny ranomasina.+ 2 Tantara 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary naoriny i Beti-horona Ambony+ sy Beti-horona Ambany,+ izay samy tanàna voaro mafy misy manda+ sy vavahady misy bara hidiny.+
3 dia nidina niankandrefana nankany amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita ka nitohy hatrany amin’ny sisin’i Beti-horona Ambany+ sy Gazera,+ ary nifarana tany amin’ny ranomasina.+
5 Ary naoriny i Beti-horona Ambony+ sy Beti-horona Ambany,+ izay samy tanàna voaro mafy misy manda+ sy vavahady misy bara hidiny.+