Mpitoriteny 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy nihafihafy mihitsy aho, fa izay nirin’ny masoko dia tsy maintsy azoko.+ Navelako hanaram-po tamin’izay mety ho fifaliana ny foko, satria nahafaly ny foko ny asa mafy rehetra nataoko.+ Izany no valisoa azoko noho ny asa mafy rehetra nataoko.+
10 Tsy nihafihafy mihitsy aho, fa izay nirin’ny masoko dia tsy maintsy azoko.+ Navelako hanaram-po tamin’izay mety ho fifaliana ny foko, satria nahafaly ny foko ny asa mafy rehetra nataoko.+ Izany no valisoa azoko noho ny asa mafy rehetra nataoko.+