Genesisy 10:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 sy Ofira+ sy Havila+ ary Jobaba.+ Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Joktana. 1 Mpanjaka 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nitondra hazo algoma+ be dia be sy vatosoa+ avy any Ofira, ny andian-tsambon’i Hirama,+ izay nitondra volamena avy any Ofira.+ 1 Tantara 29:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Talenta volamena telo arivo avy any Ofira,+ sy talenta volafotsy fito arivo izay efa voadio, handrakofana ny rindrin’ireo efitra, 2 Tantara 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nitondra hazo algoma+ sy vatosoa+ koa ny mpanompon’i Hirama+ sy ny mpanompon’i Solomona, izay nitondra volamena+ avy any Ofira. Joba 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ka ataonao eny amin’ny vovoka ny volamena sarobidy,Ary eny amin’ny vaton’ny lohasaha falehan-driaka ny volamena avy any Ofira,+ Salamo 45:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Anisan’ny vehivavy malalanao ny zanakavavin’ireo+ mpanjaka.Mijoro eo ankavananao ny vadin’ny mpanjaka,+ sady miravaka volamena avy any Ofira.+
11 Nitondra hazo algoma+ be dia be sy vatosoa+ avy any Ofira, ny andian-tsambon’i Hirama,+ izay nitondra volamena avy any Ofira.+
4 Talenta volamena telo arivo avy any Ofira,+ sy talenta volafotsy fito arivo izay efa voadio, handrakofana ny rindrin’ireo efitra,
10 Nitondra hazo algoma+ sy vatosoa+ koa ny mpanompon’i Hirama+ sy ny mpanompon’i Solomona, izay nitondra volamena+ avy any Ofira.
24 Ka ataonao eny amin’ny vovoka ny volamena sarobidy,Ary eny amin’ny vaton’ny lohasaha falehan-driaka ny volamena avy any Ofira,+ Salamo 45:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Anisan’ny vehivavy malalanao ny zanakavavin’ireo+ mpanjaka.Mijoro eo ankavananao ny vadin’ny mpanjaka,+ sady miravaka volamena avy any Ofira.+
9 Anisan’ny vehivavy malalanao ny zanakavavin’ireo+ mpanjaka.Mijoro eo ankavananao ny vadin’ny mpanjaka,+ sady miravaka volamena avy any Ofira.+