FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Naniraka ny mpanompony i Hirama+ mba handefa sambo sy mpanompo nahay ranomasina,+ tany amin’i Solomona. Niaraka tamin’ny mpanompon’i Solomona nankany Ofira+ ireo, ka naka talenta+ volamena+ dimampolo sy efajato, ary nitondra izany tany amin’i Solomona Mpanjaka.+

  • 1 Petera 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Amin’izay ny finoanareo vita sedra,+ dia ho hita fa hitondra fiderana sy voninahitra ary haja, rehefa haharihary+ i Jesosy Kristy. Ny finoana vita sedra tokoa mantsy dia sarobidy lavitra noho ny volamena, izay mety simba na dia voasedra tamin’ny afo+ aza.

  • Apokalypsy 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa manoro hevitra anao aho mba hividy amiko volamena+ voadio tamin’ny afo mba hanan-karena ianao, sy hividy akanjo ivelany fotsy mba hitafy ianao ka tsy hiseho ny fitanjahanao mahamenatra,+ ary hividy fanafody maso hikosehana ny masonao+ mba hahitanao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara