2 Tantara 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary te hihaona+ taminy ny mpanjaka rehetra teto an-tany, mba hihaino ny fahendrena+ nataon’Andriamanitra tao am-pony.+ Ohabolana 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa i Jehovah no manome fahendrena,+ ary avy amin’ny vavany ny fahalalana sy ny fahaiza-manavaka.+
23 Ary te hihaona+ taminy ny mpanjaka rehetra teto an-tany, mba hihaino ny fahendrena+ nataon’Andriamanitra tao am-pony.+