Deoteronomia 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia hikaroka sy hamotopototra ary hanadihady tsara+ ianao. Koa raha voaporofo fa marina izany, ary natao teo aminareo tokoa izany zava-maharikoriko izany, Deoteronomia 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,+ dia zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa hazo sy asa vy,+ eny, voaozona izay mametraka izany ao amin’ny miafina.’ Ary ny olona rehetra hamaly hoe: ‘Amena!’*+ Apokalypsy 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nanao akanjo volomparasy+ sy mena midorehitra+ ravehivavy sady niravaka volamena sy vatosoa ary perla.+ Teny an-tanany dia nisy kaopy volamena+ feno zava-maharikoriko+ sy zava-maloton’ny fijangajangany.+
14 dia hikaroka sy hamotopototra ary hanadihady tsara+ ianao. Koa raha voaporofo fa marina izany, ary natao teo aminareo tokoa izany zava-maharikoriko izany,
15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,+ dia zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa hazo sy asa vy,+ eny, voaozona izay mametraka izany ao amin’ny miafina.’ Ary ny olona rehetra hamaly hoe: ‘Amena!’*+
4 Ary nanao akanjo volomparasy+ sy mena midorehitra+ ravehivavy sady niravaka volamena sy vatosoa ary perla.+ Teny an-tanany dia nisy kaopy volamena+ feno zava-maharikoriko+ sy zava-maloton’ny fijangajangany.+