Deoteronomia 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa hampiala ny zanakao lahy tsy hanaraka ahy izy, ka azo antoka fa hanompo andriamani-kafa ireo.+ Koa hirehitra aminareo tokoa ny fahatezeran’i Jehovah, ka tsy hiandry ela izy, fa handringana anareo.+ Ohabolana 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Arovy ny fonao, mihoatra noho izay rehetra tokony harovana,+ fa avy ao aminy ny loharanon’aina.+ Hebreo 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tandremo, ry rahalahy, sao misy aminareo koa hanjary hanana fo ratsy sady tsy mino, ka hiala amin’ilay Andriamanitra velona.+
4 Fa hampiala ny zanakao lahy tsy hanaraka ahy izy, ka azo antoka fa hanompo andriamani-kafa ireo.+ Koa hirehitra aminareo tokoa ny fahatezeran’i Jehovah, ka tsy hiandry ela izy, fa handringana anareo.+
12 Koa tandremo, ry rahalahy, sao misy aminareo koa hanjary hanana fo ratsy sady tsy mino, ka hiala amin’ilay Andriamanitra velona.+