1 Mpanjaka 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary niseho+ tamin’i Solomona tao amin’ny nofy+ i Jehovah nony alina, tao Gibeona. Koa hoy Andriamanitra: “Angataho izay tianao homeko anao.”+ 1 Mpanjaka 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia niseho fanindroany taminy i Jehovah, sahala amin’ilay nisehoany taminy tao Gibeona.+
5 Ary niseho+ tamin’i Solomona tao amin’ny nofy+ i Jehovah nony alina, tao Gibeona. Koa hoy Andriamanitra: “Angataho izay tianao homeko anao.”+