2 Mpanjaka 17:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary efa nendahany niala tamin’ny taranak’i Davida ny Israely. Koa nataon’izy ireo mpanjaka i Jeroboama zanak’i Nebata. Nampiala ny Israely tsy hanaraka an’i Jehovah anefa i Jeroboama,+ ka nahatonga ny Israely hanao fahotana lehibe.+
21 Ary efa nendahany niala tamin’ny taranak’i Davida ny Israely. Koa nataon’izy ireo mpanjaka i Jeroboama zanak’i Nebata. Nampiala ny Israely tsy hanaraka an’i Jehovah anefa i Jeroboama,+ ka nahatonga ny Israely hanao fahotana lehibe.+