Genesisy 39:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nahazo sitraka tamin’ny tompony i Josefa ka nikarakara izay nilainy. Koa notendreny hiandraikitra ny tao an-tranony i Josefa,+ ary nankininy taminy izay rehetra nananany.
4 Ary nahazo sitraka tamin’ny tompony i Josefa ka nikarakara izay nilainy. Koa notendreny hiandraikitra ny tao an-tranony i Josefa,+ ary nankininy taminy izay rehetra nananany.