FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 24:56
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 56 Fa hoy ralehilahy tamin’izy ireo: “Aza sakananareo tsy handeha aho, fa efa nambinin’i Jehovah ny diako.+ Alefaso ho any amin’ny tompoko aho.”+

  • Genesisy 30:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary rehefa niteraka an’i Josefa i Rahely, dia niteny tamin’i Labana avy hatrany i Jakoba hoe: “Alefaso ho any amin’ny toerana niaviako sy ny taniko aho.+

  • Eksodosy 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary taorian’izay, dia nankao amin’i Farao i Mosesy sy Arona ka niteny taminy hoe:+ “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Alefaso ny oloko, mba hankalaza fety ho ahy any an-tany efitra.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara