1 Mpanjaka 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy nisy tamin’ny zanak’Israely anefa nataon’i Solomona andevo.+ Fa izy ireo kosa dia miaramila mpiady sy mpanompon’i Solomona sy andrianany sy manamboninahitra lefitra sy lehiben’ny mpitondra kalesiny ary lehiben’ny mpitaingin-tsoavaliny.+ 2 Tantara 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nikomy+ tamin’ny tompony+ anefa i Jeroboama,+ izay zanak’i Nebata sady mpanompon’i+ Solomona zanak’i Davida.
22 Tsy nisy tamin’ny zanak’Israely anefa nataon’i Solomona andevo.+ Fa izy ireo kosa dia miaramila mpiady sy mpanompon’i Solomona sy andrianany sy manamboninahitra lefitra sy lehiben’ny mpitondra kalesiny ary lehiben’ny mpitaingin-tsoavaliny.+
6 Nikomy+ tamin’ny tompony+ anefa i Jeroboama,+ izay zanak’i Nebata sady mpanompon’i+ Solomona zanak’i Davida.