1 Samoela 14:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Ary nihamafy hatrany ny fanafihana an’ireo Filistinina, tamin’ny andron’i Saoly.+ Koa nalain’i Saoly izay lehilahy matanjaka na olona mahery fo hitany.+
52 Ary nihamafy hatrany ny fanafihana an’ireo Filistinina, tamin’ny andron’i Saoly.+ Koa nalain’i Saoly izay lehilahy matanjaka na olona mahery fo hitany.+