1 Mpanjaka 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ankoatra an’ireo andriana lehibem-paritra+ nampiasain’i Solomona mba hanara-maso ny asa, izany hoe ireo telonjato sy telo arivo lahy lehiben’ireo mpiasa+ am-perinasa. Ohabolana 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ny mazoto no hahazo ny fitondrana,+ fa ny kamo kosa no hanao asa an-terivozona.+
16 ankoatra an’ireo andriana lehibem-paritra+ nampiasain’i Solomona mba hanara-maso ny asa, izany hoe ireo telonjato sy telo arivo lahy lehiben’ireo mpiasa+ am-perinasa.