2 Mpanjaka 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha vao maty anefa i Ahaba,+ dia nikomy+ tamin’ny mpanjakan’ny Israely ny mpanjakan’i Moaba. 2 Mpanjaka 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Mbola nikomy tsy ho eo ambany fahefan’ny Joda anefa i Edoma mandraka androany. Tamin’izany andro izany koa ny tanànan’i Libna+ no nanomboka nikomy.
22 Mbola nikomy tsy ho eo ambany fahefan’ny Joda anefa i Edoma mandraka androany. Tamin’izany andro izany koa ny tanànan’i Libna+ no nanomboka nikomy.