Ezekiela 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Rehefa nahita izany i Oholiba rahavaviny,+ dia vao mainka nanaram-po tamin’ny filan’ny nofony mihoatra noho ny rahavaviny, ary mbola nihoatra noho ny fijangajangan’ny rahavaviny ny fivarotan-tena nataony.+
11 “Rehefa nahita izany i Oholiba rahavaviny,+ dia vao mainka nanaram-po tamin’ny filan’ny nofony mihoatra noho ny rahavaviny, ary mbola nihoatra noho ny fijangajangan’ny rahavaviny ny fivarotan-tena nataony.+