2 Mpanjaka 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aiza izao ny mpanjakan’i Hamata+ sy ny mpanjakan’i Arpada,+ ary ny mpanjakan’ny tanànan’i Sefarvaima sy Hena ary Iva?’”+ Isaia 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy tahaka an’i Karkemisy+ ihany ve i Kalno?+ Tsy tahaka an’i Arpada+ ihany ve i Hamata?+ Ary tsy tahaka an’i Damaskosy+ ihany ve i Samaria?+
13 Aiza izao ny mpanjakan’i Hamata+ sy ny mpanjakan’i Arpada,+ ary ny mpanjakan’ny tanànan’i Sefarvaima sy Hena ary Iva?’”+
9 Tsy tahaka an’i Karkemisy+ ihany ve i Kalno?+ Tsy tahaka an’i Arpada+ ihany ve i Hamata?+ Ary tsy tahaka an’i Damaskosy+ ihany ve i Samaria?+