FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 15:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Farany, dia nikomy+ tamin’i Peka zanak’i Remalia i Hosea+ zanak’i Elaha, ary namely+ azy ka nahafaty azy. Ary izy no nanjaka nandimby azy, tamin’ny taona faharoapolo nanjakan’i Jotama+ zanak’i Ozia.

  • 2 Mpanjaka 17:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tamin’ny taona faharoa ambin’ny folo nanjakan’i Ahaza mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria+ i Hosea+ zanak’i Elaha. Sivy taona no nanjakan’i Hosea,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara