2 Mpanjaka 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Roapolo taona i Ahaza tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary tsy nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, tsy mba toa an’i Davida razambeny.+ 2 Mpanjaka 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Ahaza, ka nalevina any amin’ny razany, tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Hezekia+ zanany no nanjaka nandimby azy.
2 Roapolo taona i Ahaza tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary tsy nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, tsy mba toa an’i Davida razambeny.+
20 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Ahaza, ka nalevina any amin’ny razany, tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Hezekia+ zanany no nanjaka nandimby azy.