Deoteronomia 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Arodano ny alitarany+ ary torotoroy ny tsangambatony masina.+ Dory ny tsato-kazony masina,+ ary kapao ny sary sokitra+ izay andriamaniny. Foany tsy ho eo amin’ilay toerana intsony ny anaran’ny andriamaniny.+
3 Arodano ny alitarany+ ary torotoroy ny tsangambatony masina.+ Dory ny tsato-kazony masina,+ ary kapao ny sary sokitra+ izay andriamaniny. Foany tsy ho eo amin’ilay toerana intsony ny anaran’ny andriamaniny.+