Nomery 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manamboara sarina bibilava misy poizina ka ataovy eo amin’ny tsato-kazo famantarana. Ary izay voakaikitra dia tokony hijery an’io bibilava io mba tsy ho faty.”+
8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manamboara sarina bibilava misy poizina ka ataovy eo amin’ny tsato-kazo famantarana. Ary izay voakaikitra dia tokony hijery an’io bibilava io mba tsy ho faty.”+