Deoteronomia 32:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Jereo fa izaho no izy,+Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+ Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+ Hosea 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Andao hiverina amin’i Jehovah,+ fa izy no namiravira antsika,+ nefa izy ihany koa no hanasitrana antsika.+ Izy no namely antsika, nefa izy ihany koa no hamehy ny ratrantsika.+
39 Jereo fa izaho no izy,+Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+ Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+
6 “Andao hiverina amin’i Jehovah,+ fa izy no namiravira antsika,+ nefa izy ihany koa no hanasitrana antsika.+ Izy no namely antsika, nefa izy ihany koa no hamehy ny ratrantsika.+