Nomery 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Avy hatrany dia nanamboatra bibilava varahina i Mosesy,+ ka nataony teo amin’ny tsato-kazo famantarana ilay izy.+ Koa raha nisy olona voakaikitra ka nijery+ an’ilay bibilava varahina, dia tsy maty.+
9 Avy hatrany dia nanamboatra bibilava varahina i Mosesy,+ ka nataony teo amin’ny tsato-kazo famantarana ilay izy.+ Koa raha nisy olona voakaikitra ka nijery+ an’ilay bibilava varahina, dia tsy maty.+