2 Mpanjaka 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary niakatra hamely an’ilay tany manontolo ny mpanjakan’i Asyria. Niakatra tany Samaria koa izy, ka nanao fahirano+ azy telo taona.
5 Ary niakatra hamely an’ilay tany manontolo ny mpanjakan’i Asyria. Niakatra tany Samaria koa izy, ka nanao fahirano+ azy telo taona.