Isaia 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy i Jehovah tamin’i Isaia: “Mandehana re ianao sy Seara-jasoba+ zanakao lahy e, ka tsenao eo amin’ny faran’ny lakandranon’ilay+ dobo ambony i Ahaza, eo amin’ilay lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.+
3 Ary hoy i Jehovah tamin’i Isaia: “Mandehana re ianao sy Seara-jasoba+ zanakao lahy e, ka tsenao eo amin’ny faran’ny lakandranon’ilay+ dobo ambony i Ahaza, eo amin’ilay lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.+