Isaia 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa hoy i Rabsake tamin’izy ireo: “Mba ilazao i Hezekia hoe: ‘Izao no nolazain’ny mpanjaka lehibe,+ dia ny mpanjakan’i Asyria:+ “Fa inona koa izao itokisanao izao?+
4 Koa hoy i Rabsake tamin’izy ireo: “Mba ilazao i Hezekia hoe: ‘Izao no nolazain’ny mpanjaka lehibe,+ dia ny mpanjakan’i Asyria:+ “Fa inona koa izao itokisanao izao?+