16 Aza mihaino an’i Hezekia, fa izao no nolazain’ny mpanjakan’i Asyria: “Meteza hitolo-batana amiko,+ ka mivoaha hankatỳ amiko, dia samy hihinana ny voalobony sy ny aviaviny+ avy ianareo, ary samy hisotro ny rano avy amin’ny lavaka fanangonan-dranony,+