Salamo 38:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho kosa anefa toy ny marenina ka tsy nihaino,+Ary toy ny moana, ka tsy niloa-bava.+ Salamo 39:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hoy aho: “Hitandrina ny lalako aho+Mba tsy hanotan’ny lelako.+Ambenako ny vavako ka hasiako fehivava,+Raha mbola misy ratsy fanahy eo anatrehako.”+ Mpitoriteny 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 misy fotoana androvitana+ ary misy fotoana anjairana,+ misy fotoana anginana+ ary misy fotoana itenenana,+
39 Hoy aho: “Hitandrina ny lalako aho+Mba tsy hanotan’ny lelako.+Ambenako ny vavako ka hasiako fehivava,+Raha mbola misy ratsy fanahy eo anatrehako.”+
7 misy fotoana androvitana+ ary misy fotoana anjairana,+ misy fotoana anginana+ ary misy fotoana itenenana,+