Ohabolana 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Manala baraka ny tenany izay manitsy ny mpaniratsira.+ Ary hanan-tsiny izay mananatra ny ratsy fanahy.+ Ohabolana 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza mamaly ny tsisy saina araka ny hadalany, sao hitovy aminy koa ianao.+ Isaia 36:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nangina anefa izy ireo, ka tsy namaly azy na indraim-bava aza,+ satria efa nodidian’ny mpanjaka hoe: “Aza mamaly azy.”+ 2 Timoty 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa tsy tokony hiady ny mpanompon’ny Tompo,+ fa halemy fanahy* amin’ny rehetra+ kosa, hahay hampianatra+ sy hahafehy tena rehefa misy mahasosotra,+
7 Manala baraka ny tenany izay manitsy ny mpaniratsira.+ Ary hanan-tsiny izay mananatra ny ratsy fanahy.+
21 Nangina anefa izy ireo, ka tsy namaly azy na indraim-bava aza,+ satria efa nodidian’ny mpanjaka hoe: “Aza mamaly azy.”+
24 Fa tsy tokony hiady ny mpanompon’ny Tompo,+ fa halemy fanahy* amin’ny rehetra+ kosa, hahay hampianatra+ sy hahafehy tena rehefa misy mahasosotra,+