Genesisy 37:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Rehefa niverina nankeo amin’ilay lavaka fanangonan-drano i Robena, dia efa tsy tao intsony i Josefa. Koa nandrovitra ny akanjony i Robena.+ 2 Mpanjaka 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha vao nandre izay voalaza tao amin’ilay boky misy ny lalàna ny mpanjaka, dia nandrovitra ny akanjony avy hatrany.+
29 Rehefa niverina nankeo amin’ilay lavaka fanangonan-drano i Robena, dia efa tsy tao intsony i Josefa. Koa nandrovitra ny akanjony i Robena.+
11 Raha vao nandre izay voalaza tao amin’ilay boky misy ny lalàna ny mpanjaka, dia nandrovitra ny akanjony avy hatrany.+