Isaia 37:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Isaia tamin’ireo: “Lazao amin’ny tomponareo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah:+ “Aza matahotra+ noho ny teny renao, dia izay nanevatevan’ny mpanompon’ny+ mpanjakan’i Asyria ahy.
6 Ary hoy i Isaia tamin’ireo: “Lazao amin’ny tomponareo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah:+ “Aza matahotra+ noho ny teny renao, dia izay nanevatevan’ny mpanompon’ny+ mpanjakan’i Asyria ahy.