FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia niala tao Makeda i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy, ka nandeha niady tamin’i Libna.+

  • 2 Mpanjaka 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Mbola nikomy tsy ho eo ambany fahefan’ny Joda anefa i Edoma mandraka androany. Tamin’izany andro izany koa ny tanànan’i Libna+ no nanomboka nikomy.

  • Isaia 37:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary ren’i Rabsake+ fa efa niala tany Lakisy+ ny mpanjakan’i Asyria. Koa niverina tany amin’ny mpanjaka izy ka nahita azy niady tamin’i Libna.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara