FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary aoka ianao hijery+ an’ity trano ity andro aman’alina, eny, hijery an’ilay toerana nolazainao hoe: ‘Ho ao ny anarako’,+ ka hihaino ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity.+

  • Salamo 31:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Aoka ianao hanongilan-tsofina hihaino ahy.+

      Afaho haingana aho.+

      Aoka ianao ho vatolampy fiarovana mafy ho ahy,+

      Sy ho trano voaro mafy mba hahavoavonjy ahy.+

  • Salamo 65:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara