2 Mpanjaka 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky ho voafitak’ilay Andriamanitra itokisanao,+ izay manao hoe: “Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+
10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky ho voafitak’ilay Andriamanitra itokisanao,+ izay manao hoe: “Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+