Salamo 71:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Izaho koa hidera anao amin’ny lokanga,+Eny, hidera ny fahamarinanao aho, Andriamanitro ô!+Hihira fiderana ho anao amin’ny harpa aho, ry Ilay Masin’ny Israely ô!+ Salamo 89:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Avy amin’i Jehovah ny ampinganay,+Ary avy amin’Ilay Masin’ny Israely ny mpanjakanay.+ Jeremia 51:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Tsy maty vady mantsy ny Israely sy Joda+ fa mbola vadin’ilay Andriamaniny, dia i Jehovah Tompon’ny tafika.+ Ary tena meloka tanteraka ny tanin’ny Kaldeanina eo anatrehan’Ilay Masin’ny Israely.+
22 Izaho koa hidera anao amin’ny lokanga,+Eny, hidera ny fahamarinanao aho, Andriamanitro ô!+Hihira fiderana ho anao amin’ny harpa aho, ry Ilay Masin’ny Israely ô!+
5 “Tsy maty vady mantsy ny Israely sy Joda+ fa mbola vadin’ilay Andriamaniny, dia i Jehovah Tompon’ny tafika.+ Ary tena meloka tanteraka ny tanin’ny Kaldeanina eo anatrehan’Ilay Masin’ny Israely.+