FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy ilay tsilo tamin’ireo hazo: ‘Raha amim-pahatsorana no hanosoranareo ahy ho mpanjakanareo, dia avia mialoka eto ambany alokaloko.+ Fa raha tsy izany, dia aoka hisy afo+ hivoaka avy amiko ka handevona ny sederan’i+ Libanona.’+

  • 2 Mpanjaka 14:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia naniraka olona nankany amin’i Amazia mpanjakan’ny Joda i Joasy mpanjakan’ny Israely, hilaza hoe: “Nandefa iraka ho any amin’ny hazo sedera+ tany Libanona ny tsilo tany Libanona, nanao hoe: ‘Omeo ho vadin’ny zanako lahy ny zanakao vavy.’ Nandalo anefa ny bibidia iray tany Libanona, ka nanosihosy an’ilay tsilo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara