Levitikosy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Haparitako any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ny tanànanareo ho rava tsy hisy mponina. Salamo 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+ Isaia 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ilay miantso vorona mpihaza avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro,+ sy miantso avy any lavitra ilay olona hanatanteraka ny fikasako.+ Efa nolazaiko izany ka hotanterahiko.+ Efa nokasaiko izany ka hataoko.+
33 Haparitako any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ny tanànanareo ho rava tsy hisy mponina.
11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+
11 Ilay miantso vorona mpihaza avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro,+ sy miantso avy any lavitra ilay olona hanatanteraka ny fikasako.+ Efa nolazaiko izany ka hotanterahiko.+ Efa nokasaiko izany ka hataoko.+