Salamo 48:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tora-kovitra izy ireo tany,+Ary nanaintaina toy ny vehivavy mihetsi-jaza efa hiteraka.+ Jeremia 51:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Tsy niady intsony ireo lehilahy mahery tao Babylona. Nijanona tao amin’ireo toerana voaro mafy izy ireo. Tsy nanan-kery intsony izy ireo,+ fa nanjary toy ny vehivavy.+ Nodorana ny trano fonenana tao ary tapaka ireo bara hidiny.+
30 “Tsy niady intsony ireo lehilahy mahery tao Babylona. Nijanona tao amin’ireo toerana voaro mafy izy ireo. Tsy nanan-kery intsony izy ireo,+ fa nanjary toy ny vehivavy.+ Nodorana ny trano fonenana tao ary tapaka ireo bara hidiny.+