Deoteronomia 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Hotahina ianao na miditra na mivoaka.+ Salamo 121:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 I Jehovah no hiambina anao, na mivoaka ianao na miditra,+Manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+ Ohabolana 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa eo imason’i Jehovah ny lalan’ny olona,+ ary dinihiny avokoa ny lalany rehetra.+
8 I Jehovah no hiambina anao, na mivoaka ianao na miditra,+Manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+