FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nahoana no maniratsira an’Andriamanitra ny ratsy fanahy?+

      Hoy izy anakampo: “Tsy hanao ampamoaka ianao.”+

  • Salamo 46:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Nisavorovoro ireo firenena,+ ary nihozongozona ny fanjakana.

      Nampanakoako ny feony izy, ka nitsonika ny tany.+

  • Isaia 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny famaky ve dia hanandra-tena ho ambony noho izay mikapa aminy? Ny tsofa ve dia hihevi-tena ho ambony noho izay manatsofa aminy? Ny tehina indray ve no hanakipilipily an’ilay manainga azy? Sa ny tsorakazo no hanainga an’izay mitazona azy?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara