2 Mpanjaka 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tamin’izay fotoana izay ihany, dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Inona no famantarana+ fa hositranin’i Jehovah aho, ka hiakatra any an-tranon’i Jehovah rahafakampitso?” Salamo 65:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hatahotra an’ireo famantarana omenao ny mponina any amin’ny faritra lavitra indrindra.+Entaninao hihoby koa ny masoandro miposaka sy ny masoandro mody.+ Isaia 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Mangataha famantarana avy amin’i Jehovah Andriamanitrao,+ ka ataovy lalina be toy ny toeran’ny maty* izany, na avo toy ny lanitra.”
8 Tamin’izay fotoana izay ihany, dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Inona no famantarana+ fa hositranin’i Jehovah aho, ka hiakatra any an-tranon’i Jehovah rahafakampitso?”
8 Hatahotra an’ireo famantarana omenao ny mponina any amin’ny faritra lavitra indrindra.+Entaninao hihoby koa ny masoandro miposaka sy ny masoandro mody.+
11 “Mangataha famantarana avy amin’i Jehovah Andriamanitrao,+ ka ataovy lalina be toy ny toeran’ny maty* izany, na avo toy ny lanitra.”