Isaia 37:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa hisy sisa hivoaka avy ao Jerosalema,+ ary hisy ho tafavoaka velona avy any amin’ny Tendrombohitra Ziona.+ Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka izany.+
32 Fa hisy sisa hivoaka avy ao Jerosalema,+ ary hisy ho tafavoaka velona avy any amin’ny Tendrombohitra Ziona.+ Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka izany.+