Eksodosy 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa nifoha i Farao raha mbola alina, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Ejipsianina rehetra. Ary nisy fidradradradrana mafy teo amin’ny Ejipsianina,+ satria tsy nisy trano tsy nisy maty. Salamo 76:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Renoky ny torimaso ny mpitondra kalesy sy ny soavaly, satria noteneninao mafy, ry Andriamanitr’i Jakoba ô!+
30 Koa nifoha i Farao raha mbola alina, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Ejipsianina rehetra. Ary nisy fidradradradrana mafy teo amin’ny Ejipsianina,+ satria tsy nisy trano tsy nisy maty.
6 Renoky ny torimaso ny mpitondra kalesy sy ny soavaly, satria noteneninao mafy, ry Andriamanitr’i Jakoba ô!+