Genesisy 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avy any amin’izany tany izany izy no nankany Asyria,+ ka nanomboka nanorina an’i Ninive+ sy Rehobota-ira sy Kala, Jona 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mandehana mankany Ninive,+ ilay tanàna lehibe, ary ambarao ny fanamelohana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany.”+ Nahoma 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Toy ny dobo+ i Ninive hatramin’izay nisiany.+ Mandositra anefa ny olona. Misy miantsoantso hoe: “Mijanòna, rey olona e! Mijanòna re e!”, nefa tsy misy miherika.+ Zefania 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Haninjitra ny tanany hianavaratra izy, ka handrava an’i Asyria.+ Ary hataony tsy misy mponina i Ninive,+ ka ho karakaina toy ny tany efitra.
11 Avy any amin’izany tany izany izy no nankany Asyria,+ ka nanomboka nanorina an’i Ninive+ sy Rehobota-ira sy Kala,
2 “Mandehana mankany Ninive,+ ilay tanàna lehibe, ary ambarao ny fanamelohana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany.”+
8 Toy ny dobo+ i Ninive hatramin’izay nisiany.+ Mandositra anefa ny olona. Misy miantsoantso hoe: “Mijanòna, rey olona e! Mijanòna re e!”, nefa tsy misy miherika.+
13 “Haninjitra ny tanany hianavaratra izy, ka handrava an’i Asyria.+ Ary hataony tsy misy mponina i Ninive,+ ka ho karakaina toy ny tany efitra.