Ohabolana 3:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ny ozon’i Jehovah dia ao an-tranon’ny ratsy fanahy,+ fa ny fitahiany kosa ao amin’ny fonenan’ny marina.+ Ohabolana 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Arahin’ny loza avy ao aoriana ny mpanota,+ fa hovalian-tsoa kosa ny marina.+
33 Ny ozon’i Jehovah dia ao an-tranon’ny ratsy fanahy,+ fa ny fitahiany kosa ao amin’ny fonenan’ny marina.+