Isaia 39:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy i Isaia: “Inona no hitany tato an-tranonao?”+ Dia hoy i Hezekia: “Izay rehetra ato an-tranoko dia hitany daholo. Tsy nisy tsy nasehoko azy ny tao amin’ny fitehirizan-karenako.”
4 Ary hoy i Isaia: “Inona no hitany tato an-tranonao?”+ Dia hoy i Hezekia: “Izay rehetra ato an-tranoko dia hitany daholo. Tsy nisy tsy nasehoko azy ny tao amin’ny fitehirizan-karenako.”